|
|
|
|

Teny iditra1 avo roa toko
Singan-teny  2avo, 3roa, 4toko
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6ilazana fa niampy roa ohatra ny efa tao, izany hoe: ny iray tonga telo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7le triple. [1.3]
Voambolana  8 Matematika: rafitrisa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12